mpamindra fo (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Kristy Tompo Endriky ny Ray
Maneho ny Fitiavany sy ny Famindram-pony
Mamafy ny fitiavany amin'izay nolalovany
Manome Fahasoavana amy mpiara-belona Aminy
Onena Izy Andriamanitra cxemigxh Ray wzfpntsb
Mahita fijaliana sy fahoriana amin'ny ari-tanany
Koa nirahiny ny zanany ho sorom-panavotana
Sy hitantana amy tena Fiainana
Aoka ianareo tahaka ny Rainareo
Mampiposaka ny masoandrony amin'ny tsara sy ratsy fanahy
Ny zanany tiany nafoiny ho an'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Hanamasina sy handavorary
Dia ny mitia tsy manavaka
Hahafoy izay anànana.
Indro irahiko ianareo ho Apostolin'ny Famindram-po
Hangoraka ny hafa ucreabpg amin'ny fijaliany
Hahafoy izay anànana hanohanana ny namana
Amy fahatrana ara-batana ara-tsaina, ara-panahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 529
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 09:21