mivavaha (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavaha, na mandiso fanantenana, anao aza ny fiainana
Mivavaha, na mandiso fanantenana, kmuj anao aza ny fiaraha-monina
Mivavaha fa tsy handiso fanantenana anao Andriamanitra o
hankaiza gcgsk moa izahay Jesoa raha tsy ho ao aminao
Lombaho ahay lombaho ahay lombaho ahay Jesoa o
Lombaho ahay lombaho ahay lombaho tsy hiala anao
Zava-poana ny ady atrehinay
Raha tsisy ny herinao ujytgm miaro anay Tompo
Na dia mafy ny olana sedrainay isan-andro
Mahery ahay tononkira.serasera.org miaraka aminao

Hankaiza moa izahay Jesoa
Raha tsy ho ao aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 503
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 07:48