mivavaha (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavaha, na mandiso fanantenana, anao tononkira.serasera.org aza ny fiainana
Mivavaha, na mandiso fanantenana, anao aza ny fiaraha-monina
Mivavaha fa tsy handiso fanantenana anao Andriamanitra o
hankaiza moa izahay yqtmrzge Jesoa raha tsy ho ao aminao
Lombaho ahay lombaho ahay lombaho ahay Jesoa o
Lombaho ahay lombaho ahay lombaho tsy hiala anao
Zava-poana ny ady atrehinay
Raha tsisy ny herinao miaro anay qqiptamr Tompo
Na dia mafy ny olana sedrainay isan-andro
Mahery ahay miaraka xrins aminao

Hankaiza moa izahay Jesoa
Raha tsy ho ao aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 568
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:48