FITIAVANA (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lndro Tompo ô, maro ny otanay
Mitombo lava isan'andro gny fakam-panany
Ka dzbg ino rô gn'ataonay
Mba afaho re!

Fitiavan’i Tompo izay laha nafoiny
Tamin'izy nandalo tety tononkira.serasera.org an-tany
Tsy nahay nagnararaotry gny fitiavany
Kanefa mbola tsy tara ianao

Fitiavana nomen’i Tompo ho ahy
Fitiavana ho an'izay mandray
Fitiavana mampiombona iray
Fitiavana mandrakizay

Tantano tokoa Tompo ô gny fiainanay bhzd xzacw
Fa mila ho latsak'an-kady tsy hay lazay
Gny fagnahy, arotsahy ee
Mba ho fanafodinay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 749
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 09:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421