FITIAVANA (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
exnbucc tononkira.serasera.org lndro Tompo ô, maro ny otanay
Mitombo lava isan'andro gny fakam-panany
Ka ino rô gn'ataonay
Mba afaho re!
Fitiavan’i Tompo izay vfhk laha nafoiny
Tamin'izy nandalo tety an-tany
Tsy nahay nagnararaotry gny fitiavany
Kanefa mbola tsy tara ianao
Fitiavana nomen’i Tompo ho ahy
Fitiavana sebdk ho an'izay mandray
Fitiavana mampiombona iray
Fitiavana mandrakizay
Tantano tokoa Tompo ô gny fiainanay
Fa mila ho latsak'an-kady tsy hay lazay
Gny fagnahy, arotsahy ee
Mba ho fanafodinay
Mitombo lava isan'andro gny fakam-panany
Ka ino rô gn'ataonay
Mba afaho re!
Fitiavan’i Tompo izay vfhk laha nafoiny
Tamin'izy nandalo tety an-tany
Tsy nahay nagnararaotry gny fitiavany
Kanefa mbola tsy tara ianao
Fitiavana nomen’i Tompo ho ahy
Fitiavana sebdk ho an'izay mandray
Fitiavana mampiombona iray
Fitiavana mandrakizay
Tantano tokoa Tompo ô gny fiainanay
Fa mila ho latsak'an-kady tsy hay lazay
Gny fagnahy, arotsahy ee
Mba ho fanafodinay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 750
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 09:06
