Tsy maintsy mandeha (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka tonga ilay tcaj andro iray
Izay tsy maintsy hialanao eto
Dia tsarovy fa tsy ho afaka
Ny hanampy na andro iray aza
Fa tsy maintsy mandeha na tsy tianao.

Koa aza variana amin’ny fiainana ety
Fa an-danitra ao no ho doria
Dia ilay fiainan-tsammbatra
Ho anao sy hoan’ireo izay rehetra
Mankato ny didiny.

Eny aza matahotra akory
Fa ny Tompo hoeo anilanao
Izy ilay efa namonjy anao
No bola hitsena anao ka antsoy
Hatrany ny anarany.

Raha toa ka tonga ilay andro iray
Izay tsy maintsy hialanao eto
Dia tsarovy fa tsy ho afaka
Ny hanampy zpwbot na andro iray aza
Fa qvxesbyg tsy maintsy mandeha na tsy tianao. (in-3)

A/C : EPALA Lovasoa tononkira.serasera.org Huberto Fortunat
Paroliers : Huberto, Malala, Mamy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529