Tsy maintsy mandeha (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka tonga ilay andro iray
Izay tsy maintsy hialanao eto
Dia tsarovy fa tsy ho imuvk afaka
Ny hanampy na andro iray aza
Fa tsy maintsy mandeha na tsy tianao.
Koa aza variana amin’ny fiainana ety
Fa an-danitra ao no ho tononkira.serasera.org doria
Dia ilay fiainan-tsammbatra
Ho anao sy hoan’ireo izay rehetra
Mankato ny didiny.
Eny aza matahotra akory
Fa ny Tompo hoeo gmwybyy anilanao
Izy ilay efa namonjy anao
No bola hitsena anao ka antsoy
Hatrany ny anarany.
Raha toa ka sgat tonga ilay andro iray
Izay tsy maintsy hialanao eto
Dia tsarovy fa tsy ho afaka
Ny hanampy na andro iray aza
Fa tsy maintsy mandeha na tsy tianao. (in-3)
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
Paroliers : Huberto, Malala, Mamy
Izay tsy maintsy hialanao eto
Dia tsarovy fa tsy ho imuvk afaka
Ny hanampy na andro iray aza
Fa tsy maintsy mandeha na tsy tianao.
Koa aza variana amin’ny fiainana ety
Fa an-danitra ao no ho tononkira.serasera.org doria
Dia ilay fiainan-tsammbatra
Ho anao sy hoan’ireo izay rehetra
Mankato ny didiny.
Eny aza matahotra akory
Fa ny Tompo hoeo gmwybyy anilanao
Izy ilay efa namonjy anao
No bola hitsena anao ka antsoy
Hatrany ny anarany.
Raha toa ka sgat tonga ilay andro iray
Izay tsy maintsy hialanao eto
Dia tsarovy fa tsy ho afaka
Ny hanampy na andro iray aza
Fa tsy maintsy mandeha na tsy tianao. (in-3)
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
Paroliers : Huberto, Malala, Mamy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 1195
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 27/11/2019 16:53
