Tano mafy Jesoa (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ataovy manakoako ny feonao
Hirahira fiderana kaloy izao
Asandrato e, asandrato ny hobinao
Tano gzoijhd mafy ary Jesoa hoanao
(B)Tano Jesoa hoanao
Fiv:
(Soprano)Jesoa malala no fahazavana
(Alto)Fa ilay Jesoa malalako, fahazavana amin’ny fiainako
(Ténor & Basse)Jesoa malala no ajwcrd fahazavana
(S)Ny haizina rehetra anie hisava
(A)Ny haizina rehetra hisava
(T & B) Ny haizina rehetra hisava
Asandrato e, asandrato tononkira.serasera.org ny hobinao
Tano mafy ary Jesoa hoanao
(B)Tano Jesoa hoanao
2) Fahoriana isanandro mahakivy anao
Fa i satana efa lavo, tsy fantatrao
Fandresena e! Fandresena ny antsika izao
Tano mafy ary i Jesoa ho anao
3) Tsy mba sasatra Miantso ny Tomponao
Mankanesa eto amiko dia ho fantatrao
Lovanao e! Lovanao ny lanitra
Tano mafy ary i Jesoa ho kyrbk anao
A/C : RAMAROLAHY Andrianome Gerard
Hirahira fiderana kaloy izao
Asandrato e, asandrato ny hobinao
Tano gzoijhd mafy ary Jesoa hoanao
(B)Tano Jesoa hoanao
Fiv:
(Soprano)Jesoa malala no fahazavana
(Alto)Fa ilay Jesoa malalako, fahazavana amin’ny fiainako
(Ténor & Basse)Jesoa malala no ajwcrd fahazavana
(S)Ny haizina rehetra anie hisava
(A)Ny haizina rehetra hisava
(T & B) Ny haizina rehetra hisava
Asandrato e, asandrato tononkira.serasera.org ny hobinao
Tano mafy ary Jesoa hoanao
(B)Tano Jesoa hoanao
2) Fahoriana isanandro mahakivy anao
Fa i satana efa lavo, tsy fantatrao
Fandresena e! Fandresena ny antsika izao
Tano mafy ary i Jesoa ho anao
3) Tsy mba sasatra Miantso ny Tomponao
Mankanesa eto amiko dia ho fantatrao
Lovanao e! Lovanao ny lanitra
Tano mafy ary i Jesoa ho kyrbk anao
A/C : RAMAROLAHY Andrianome Gerard
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 925
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 27/11/2019 16:53
