Tano mafy Jesoa (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ataovy manakoako ny feonao
Hirahira fiderana kaloy izao
Asandrato e, asandrato ny hobinao
Tano mafy ary Jesoa hoanao
(B)Tano Jesoa hoanao
 
Fiv:
(Soprano)Jesoa malala no fahazavana
(Alto)Fa ilay Jesoa malalako, fahazavana amin’ny fiainako
(Ténor & Basse)Jesoa malala no fahazavana
(S)Ny haizina rehetra anie hisava
(A)Ny haizina rehetra hisava
(T & B) Ny haizina rehetra hisava
Asandrato e, asandrato ny hobinao
Tano mafy ary Jesoa hoanao
(B)Tano Jesoa hoanao
 
2) Fahoriana isanandro mahakivy anao
Fa i satana efa lavo, tsy fantatrao
Fandresena e! Fandresena ny antsika izao
Tano mafy ary i Jesoa ho anao
 
3) Tsy mba sasatra Miantso ny Tomponao
Mankanesa eto amiko dia ho fantatrao
Lovanao e! Lovanao ny lanitra
Tano mafy ary i Jesoa ho anao
 
A/C : RAMAROLAHY Andrianome Gerard
 
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa
Hits : 497
Likes : 0 Like
Created by : hubertoepala
Date : 27/11/2019 16:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867