SAMBATRA (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! sambatra tononkira.serasera.org izay tia sy manaja ireo majinika
Fa valisoa no miandry azy indray
Any an-danitra
Ilay fiainana mandrakizay
Ilay fiainana mandrakizay
Fiverenana:
Ny marina qxplg tsy mba hofaty
Mandrakizay doria
Manaova ny soa hatrany hatrany
Ho velona mandrakizay any an-danitra
E! pmujdfyn sambatra izay tia mizara ho an’ny namana
‘Zay hany mba kely eo an-tanana
Fa any an-danitra
Tsy ho noana ianao mandrakizay
Tsy ho noana ianao mandrakizay
Auteur et compositeur : RAMAROLAHY Andrianome Gerard fehijn
Fa valisoa no miandry azy indray
Any an-danitra
Ilay fiainana mandrakizay
Ilay fiainana mandrakizay
Fiverenana:
Ny marina qxplg tsy mba hofaty
Mandrakizay doria
Manaova ny soa hatrany hatrany
Ho velona mandrakizay any an-danitra
E! pmujdfyn sambatra izay tia mizara ho an’ny namana
‘Zay hany mba kely eo an-tanana
Fa any an-danitra
Tsy ho noana ianao mandrakizay
Tsy ho noana ianao mandrakizay
Auteur et compositeur : RAMAROLAHY Andrianome Gerard fehijn
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 1293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 27/11/2019 23:01
