HIHIRA AHO (Fanevan'ny faha 25 taona) (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Fa mbola hihira aho ho fiderana Anao
Fa mbola hihira aho ho fiderana Anao Raiko ô
Fa mbola hihira aho, hihira aho ho fiderana
Ho fideranana Anao
Fa mbola hihira aho, hihira aho ho fiderana
Ho fideranana Anao
1) pfah Ry Andriamanitra tsy toha (oh, oh, oh)
Lehibe tononkira.serasera.org ny Voninahitrao (oh, oh, oh)
Ampelatananao ny fiainanay (oh, oh, oh)
Sy ny asa maro mbola ythu miandry anay Tompo
Fa lehibe ny hasoavanao
2) Mahafinaritra tokoa (oh, oh, oh)
Ny ao an-tranonao ry Ray (oh, oh, oh)
Fa feno antsa fideranana Anao (oh, oh, oh)
Ka satrinay ny hidera sy hankalaza Anao
Fa lehibe ny hasoavanao.
3) Ry tompo Zanahary ô (oh, oh, oh)
Nitantana hatramin’izay (oh, oh, oh)
Tantano hatrany izany dianay (oh, oh, oh)
Ny lalana izay mbola hombanay Tompo
Fa lehibe ny hasoavanao.
4) nzljkb Mahasondriana tokoa (oh, oh, oh)
Ny halehiben’ny fitiavanao (oh, oh, oh)
Fitiavana izay mampiaina indray (oh, oh, oh)
Sy mampiaina hatrany ny fiangonanao
Ka rariny izahay raha hidera Anao.
Auteur : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
Compositeurs : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat et RAMAROLAHY Andrianome Gerard

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 1332
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 27/11/2019 23:01