Aza avela irery (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vgse Fiv :
Zanahary aza avelanao irery
Izahay sao dia solafaka
Ka hivily hiala amin’ny lalanao
Ahitsio ny lalanay hankany aminao

(Fa impiry izahay)  F’impiry izahay no nilaza fa hiova
(Nefa hatramin’izay) Hatramin’izay ka hatramin’izao
(Tsy tanterakay)  Tsy tanterakay izany
(Fa ny omaly ihany)  Fa ewnkdpe ny omaly ihany no mbola androany

Mba andraso Ray ny fiovanay
F’izahay rehetra izao te hoany aminao
Satria izahay mbola zanakao
Aminao no mody izahay mandrakizay

(Fa efa nilaza Ianao) Nilaza Ianao nampitandrina anay
(Fa izay tsy mankato) Ireo izay tsy Mankato Anao
(Sy tsy manaraka)  Tsy manaraka ireo didinao
(Dia hiamparan’ny) ahlctety Hiaparan’ny fahatezeranao

Mifona Ray fa hiova izahay
Hanao izay tononkira.serasera.org rehetra sitrakao
Hivavaka, hibebaka
Fa tsy ho zakanay ny fahatezeranao

A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
(Année 2008 nohavaozina 2019)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622