Andao hivavaka (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

ANDAO HIVAVAKA
Eh, andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka

Hidera ilay Nahary (hidera azy)
Hankalaza azy (hankalaza azy)
Fa tsara izy (fa tsara izy e)
Fa ny fitiavany (no nahatoy izao anao)

Eh, mba saino ihany ny hiafarana
Fa ity fiainana fandalovana
Andanitra ao no maharitra
Ka andao isika hivavaka

Mba hahazahoanao (hahazahoanao)
Ilay fiainana (ilay fiainana)
Mandrakizay (mandrakizay)
Izay any an-danitra (izay any an-danitra)

A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/chorale-orimbatonny-fanantenana-ankazobe-fianarantsoa/andao-hivavaka-1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa
Vangy : 1150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 08/08/2017 06:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0694