Andao hivavaka (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDAO HIVAVAKA
Eh, andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Hidera ilay Nahary (hidera azy)
Hankalaza azy (hankalaza azy)
Fa tsara izy (fa tononkira.serasera.org tsara izy e)
Fa ny fitiavany (no nahatoy ndxl izao anao)
Eh, mba saino ihany mwvo mkzxdi ny hiafarana
Fa ity fiainana fandalovana
Andanitra ao no maharitra
Ka andao isika hivavaka
Mba hahazahoanao (hahazahoanao)
Ilay fiainana (ilay fiainana)
Mandrakizay (mandrakizay)
Izay any an-danitra (izay any an-danitra)
A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
Eh, andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Hidera ilay Nahary (hidera azy)
Hankalaza azy (hankalaza azy)
Fa tsara izy (fa tononkira.serasera.org tsara izy e)
Fa ny fitiavany (no nahatoy ndxl izao anao)
Eh, mba saino ihany mwvo mkzxdi ny hiafarana
Fa ity fiainana fandalovana
Andanitra ao no maharitra
Ka andao isika hivavaka
Mba hahazahoanao (hahazahoanao)
Ilay fiainana (ilay fiainana)
Mandrakizay (mandrakizay)
Izay any an-danitra (izay any an-danitra)
A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaHits : 2419
Likes : 0 Like
Created by : hubertoepala
Date : 08/08/2017 06:51
