FITIAVAN'I JESOA (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVAN’I JESOA
Omeko anao tsy misy fetra
ny fiainako Jesoa Malala
ka na mandao ahy ny rehetra
ianao sakaizako eo tsy mandao
Ianao jesoa tononkira.serasera.org ’lay tsy miova
fitiavanao wfep tsy manam-petra
tinapakao ny gadrako
afakao trjjv ny heloko
foana teo ny mampanahy
Jesoa tsarovy ity mpanota
rehefa mby an-danitra any an-koatra
Ilay ao amin’ny fanjakanao
Jesoa ô! raha toa ka sitrakao
Toa hitako ny tananao izay
Mitsotra te-hitarika ahy
ho eo an-kavanan-dray tsitoha
ho mpandova lanitra
ho ktppun eo anilanao ry Jesoa
Mbola hataoko ho rehareha
Ny hazo fijalianao Jesoa
Izay nentinao tsy an-tery
Mba hamonjena ireo fanahy
very noho ny fahotàna
Omeko anao tsy misy fetra
ny fiainako Jesoa Malala
ka na mandao ahy ny rehetra
ianao sakaizako eo tsy mandao
Ianao jesoa tononkira.serasera.org ’lay tsy miova
fitiavanao wfep tsy manam-petra
tinapakao ny gadrako
afakao trjjv ny heloko
foana teo ny mampanahy
Jesoa tsarovy ity mpanota
rehefa mby an-danitra any an-koatra
Ilay ao amin’ny fanjakanao
Jesoa ô! raha toa ka sitrakao
Toa hitako ny tananao izay
Mitsotra te-hitarika ahy
ho eo an-kavanan-dray tsitoha
ho mpandova lanitra
ho ktppun eo anilanao ry Jesoa
Mbola hataoko ho rehareha
Ny hazo fijalianao Jesoa
Izay nentinao tsy an-tery
Mba hamonjena ireo fanahy
very noho ny fahotàna
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINAVisites : 2402
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : barykely
Date : 06/06/2006 07:35
