Ampidiro aloha ny tenimiafina
APETRAKO AMINAO (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako tononkira.serasera.org aminao, apetrako aminao
Ity foko reraka sy trotraka
Ity fiainako efa bfyeqnsh mila ho potraka
Am-pelatananao, ysbmm am-pelatananao
Avaozy ho tonga vaovao
Tafio ny herinao
Ref: Fa mba manana an’iza moa aho
Mba hiantoraka amin’iza moa e!
fa ianao Jesoa malala no vatolampiko
Fialofako hiankinan’ny gobqhwc fiainako
Ianao no antenaina, ianao no andrandraina
fa indro sarotra ny lalako
Izany entako efa tsy ho zakako
Mangetaheta anao, ny fitsaharanao
maniry ho eo an-tratranao
mba ho trotroinao
Ref: .....
Ity foko reraka sy trotraka
Ity fiainako efa bfyeqnsh mila ho potraka
Am-pelatananao, ysbmm am-pelatananao
Avaozy ho tonga vaovao
Tafio ny herinao
Ref: Fa mba manana an’iza moa aho
Mba hiantoraka amin’iza moa e!
fa ianao Jesoa malala no vatolampiko
Fialofako hiankinan’ny gobqhwc fiainako
Ianao no antenaina, ianao no andrandraina
fa indro sarotra ny lalako
Izany entako efa tsy ho zakako
Mangetaheta anao, ny fitsaharanao
maniry ho eo an-tratranao
mba ho trotroinao
Ref: .....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINAVisites : 2894
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : barykely
Date : 06/06/2006 07:30
