APETRAKO AMINAO (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako rwhp aminao, apetrako aminao
Ity foko reraka sy trotraka
Ity fiainako efa mila ho potraka
Am-pelatananao, am-pelatananao
Avaozy ho tonga vaovao
Tafio ny herinao
Ref: Fa mba manana an’iza gkepwz ajrfpwg moa aho
Mba hiantoraka amin’iza moa e!
fa ianao Jesoa malala no vatolampiko
Fialofako hiankinan’ny fiainako
Ianao no antenaina, ianao no andrandraina
fa indro sarotra tononkira.serasera.org ny lalako
Izany entako efa tsy ho zakako
Mangetaheta anao, ny fitsaharanao
maniry ho eo an-tratranao
mba ho trotroinao
Ref: .....
Ity foko reraka sy trotraka
Ity fiainako efa mila ho potraka
Am-pelatananao, am-pelatananao
Avaozy ho tonga vaovao
Tafio ny herinao
Ref: Fa mba manana an’iza gkepwz ajrfpwg moa aho
Mba hiantoraka amin’iza moa e!
fa ianao Jesoa malala no vatolampiko
Fialofako hiankinan’ny fiainako
Ianao no antenaina, ianao no andrandraina
fa indro sarotra tononkira.serasera.org ny lalako
Izany entako efa tsy ho zakako
Mangetaheta anao, ny fitsaharanao
maniry ho eo an-tratranao
mba ho trotroinao
Ref: .....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINAVangy : 2935
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : barykely
Daty : 06/06/2006 07:30
