Hetraketraky (Chorale Feon'i Lotera Androvabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hetraketrak’ireo Satana sy ireo karazampahotana, no nandavo ny zanak’Isiraely
Nilomano filan’ny nofo fijanganjangana, hamamona sady A/try ny ombilahy volamena
(Nalahelo mafy Jehovah, ka naniraka ny Zanany hamonjy ireo very...)
Nijaly nangirifiry,
niaritsy fqeziqsb tety an-tany
Hianao Jesosy be fitia
Ny fitiavany ho ahy sy ho anao
Ka cxbfxshm nalatsaka ny Tomponao
Ho fanavotany izao tononkira.serasera.org tontolo izao
(Foko miorin’ Aminao Jeso, na dia rava ny vatako de hitsangan’eo ambonin’ny vovoka...)
Nijaly nangirifiry,
niaritsy tety an-tany
Hianao Jesosy be wrqy fitia
Ny fitiavany ho ahy sy ho anao
Ka nalatsaka ny Tomponao
Ho fanavotany izao tontolo izao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'i Lotera AndrovabeVangy : 211
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Merlin777
Daty : 13/05/2026 08:36