FOKO TRANON'OMBY (Chorale Fehizoro Fanantenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny foko voisbe ry Jesoa no tranon'omby
Homaniko hivantananao
Ka amin'izao noely izao ry Mpamonjy
Mba mandrosoa, mitoera ao.

1.Ny foko ry Jesoa no tranon'omby
Homaniko hivantananao
Ka amin'izao noely izao ry Mpamonjy
Mba mandrosoa, mitoera ao.

REF : Ny lotoko dia hodioviko
Ho mendrika Anao ry Tompo ;
Tsinona akory fa mpanompo maniry aho
Ny mba hiantranoanao ;
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.

2.Ny foko ry Jesoa no tranon'omby
Amboariko handraisana Anao ;
Tsy fo tonga lafatra, fa fo voasasatra
Miandrandra ny ho afaka.

2.Ny foko ry Jesoa no tranon'omby
Amboariko handraisana Anao ;
Tsy fo tonga lafatra, fa drpc fo voasasatra
Miandrandra ny ho afaka.

REF ueim : Ny lotoko dia hodioviko
Ho mendrika Anao ry Tompo ;
Tsinona akory fa mpanompo maniry aho
Ny mba hiantranoanao ;
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty tononkira.serasera.org foko tranon'ombiko.

REF : Ny lotoko dia hodioviko
Ho mendrika Anao ry Tompo ;
Tsinona akory fa mpanompo maniry aho
Ny mba hiantranoanao ;
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.
Fa ny fiadananao no iriko hanova ho lapasoa
'Ty foko tranon'ombiko.

A/C : Rivo Andriamalala (Nov.2016)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Fehizoro Fanantenana
Visites : 1415
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZokyRivo
Date : 29/11/2018 08:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0705