Michaondraondra (Chantal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MICHAONDRAONDRA
Tsy voatery hoe misy Boby vao afaka miaina
Firifiry ny Kikina izao fa tsy mitaraina
Fa aza terena raha tsisy sao Hanaonao foana eh
Fa rehefa tsy mety tononkira.serasera.org bedsngzc dia miato aloha maka Saina
Tsy maintsy hitsiky fa mahareta o
Na miharitra aza hatreto aa
Ny amboponao bhyeq no areheto o(areheto Ah)Areheto o
Mbola hitsiky fa mahareta o
Na miaritra aza hatreto a
Mandrasa tantana na dia tsy manana
REVEO ILAY FIAINANA NA..
MICHAONDRAONDRA ,
Mitositosy manonjanonja
Na dia mafimafy mafonjafonja (×2)
Aza hasarotina na tsisy vola
ANKAFIZO NY LIFE RTY ANN
jdfelzin Ankafizo izay dispo
Trandremo sao diso Pas
Sao hirobaroba Trop
Rehefa mahazo mavo sy mangamanga
Na dia mamo Milodilody
Soyez prudent mba kodikody
Fa io fahantrana io dia miodiody
(DIA TANREMO SAO TRATRANY AN)
✍️ Sarobidy Randriamanantena
Tsy voatery hoe misy Boby vao afaka miaina
Firifiry ny Kikina izao fa tsy mitaraina
Fa aza terena raha tsisy sao Hanaonao foana eh
Fa rehefa tsy mety tononkira.serasera.org bedsngzc dia miato aloha maka Saina
Tsy maintsy hitsiky fa mahareta o
Na miharitra aza hatreto aa
Ny amboponao bhyeq no areheto o(areheto Ah)Areheto o
Mbola hitsiky fa mahareta o
Na miaritra aza hatreto a
Mandrasa tantana na dia tsy manana
REVEO ILAY FIAINANA NA..
MICHAONDRAONDRA ,
Mitositosy manonjanonja
Na dia mafimafy mafonjafonja (×2)
Aza hasarotina na tsisy vola
ANKAFIZO NY LIFE RTY ANN
jdfelzin Ankafizo izay dispo
Trandremo sao diso Pas
Sao hirobaroba Trop
Rehefa mahazo mavo sy mangamanga
Na dia mamo Milodilody
Soyez prudent mba kodikody
Fa io fahantrana io dia miodiody
(DIA TANREMO SAO TRATRANY AN)
✍️ Sarobidy Randriamanantena
--------
Rohy:
