Michaondraondra (Chantal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
       MICHAONDRAONDRA

Tsy voatery hoe misy Boby vao dbtni afaka miaina
  Firifiry ny Kikina izao fa tsy mitaraina
  Fa aza terena raha tsisy sao Hanaonao foana eh
  Fa rehefa tsy mety dia miato aloha maka Saina

Mbola tjrss hitsiky fa mahareta o
  Na miharitra aza hatreto aa
tononkira.serasera.org  Ny amboponao no areheto o(areheto Ah)Areheto o
  Mbola hitsiky fa mahareta o
  Na miaritra aza hatreto a
  Mandrasa tantana na dia tsy manana
  REVEO ILAY FIAINANA NA..

MICHAONDRAONDRA ,
Mitositosy manonjanonja
Na dia mafimafy mafonjafonja (×2)
Aza hasarotina na tsisy vola
  ANKAFIZO NY LIFE RTY ANN

  Ankafizo izay dispo
     Trandremo sao diso Pas
     Sao hirobaroba Trop
     Rehefa mahazo mavo sy mangamanga
    Na dia mamo Milodilody
    Soyez prudent mba kodikody
    Fa io fahantrana io dia miodiody
  (DIA TANREMO SAO TRATRANY AN)

Mbola hitsiky fa mahareta o
  Na miharitra aza hatreto aa
  Ny amboponao no areheto o(areheto Ah)Areheto o
  Mbola hitsiky fa mahareta o
  Na miaritra aza hatreto a
  Mandrasa tantana na dia tsy manana
  REVEO ILAY FIAINANA NA..

racvsl MICHAONDRAONDRA ,
Mitositosy manonjanonja
Na dia mafimafy mafonjafonja (×2)
Aza hasarotina na tsisy vola
  ANKAFIZO NY LIFE RTY ANN

✍️ Sarobidy Randriamanantena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chantal
Visites : 2275
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MaNekena
Date : 25/08/2026 14:50
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0172