Occasion (Chantal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa enao raha toa matady am'ilay nihaonantsika roa
Taitra tampoka,fa vosarika nidoboka ny fo
Nisy hery nanintona mafy am'le masonao nijery
Lasa menatra,saro-kenatra
Dia tsy nasaha niteny

Potipotika sy tara Aho ô
Nahita anle hatsarana
Tsy naharay lamba aho ô
Tsy nahita ny lalak'hombana
Nefa izy anie dia mpandalo ô (mpandalo)
Ka inona no azoko atao mba afahako indray tafahaona aminao?

Fa dia manantena OCCASION
(Hahafahako hizara Fitiavana e)
OCCASION (Hiondankondanako anilanao o)
OCCASION (Hahafahako hanome Fitiavana e)
OCCASION (Mba tsy ho nofinofy ny antsika roa e)

Fa ny zavatra tena tsy haritro tam'le tsika roa nifanena
Taitra enao dia nivaralila le gitara notendrena
Tafiomehy aho toa tsy naharitra dia nitodika kely
Noheveriko fa andeha hanantona,
Zah efa nanatena

Potipotika sy tara Aho ô
Nahita anle hatsarana
Tsy naharay lamba aho ô
Tsy nahita ny lalak'hombana
Nefa izy anie dia mpandalo ô (mpandalo)
Ka inona no azoko atao mba afahako indray tafahaona aminao?

Fa dia manantena OCCASION
(Hahafahako hizara Fitiavana e)
OCCASION (Hiondankondanako anilanao o)
OCCASION (Hahafahako hanome Fitiavana e)
OCCASION (Mba tsy ho nofinofy ny antsika roa e)


Omeo kely na dia sombintsombiny,na potipotiny AMINAO ANY
Tsy maninona fa aleo hiaretako kely io oa na tsy NUMBER ONE
Dia tsika sy enao no mahalala an'izany e, ataotsika tsiambara roa
Raha resaka mpialona aleo izy ho any
Fa ny antsika roa no masahana aloha

Potipotika sy tara Aho ô
Nahita anle hatsarana
Tsy naharay lamba aho ô
Tsy nahita ny lalak'hombana
Nefa izy anie dia mpandalo ô (mpandalo)
Ka inona no azoko atao mba afahako indray tafahaona aminao?

Fa dia manantena OCCASION
(Hahafahako hizara Fitiavana e)
OCCASION (Hiondankondanako anilanao o)
OCCASION (Hahafahako hanome Fitiavana e)
OCCASION (Mba tsy ho nofinofy ny antsika roa e)

Omeo le occasion...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chantal
Vangy : 1535
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hariinfo
Daty : 13/09/2022 22:20
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011