Indrisy (Chantal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nampoiziko hoe fitia avy aminao
No antony ireny fihetsika ireny
Tsy nisalasala namaly fitia
Indrisy ianao tsy niteny
Nandeha teny ny fotoana
Tsy tsapako mihitsy hatrizay
Nefa moa atao ahoana
Tsy afaka hiverenana esdpqchh indray
Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka nefa atao ahoana moa
ny antsika roa tantara sisa xdvkf
Ankehitriny e
Tsy ao aminao intsony ilay fitia izay nafana
Fahiny e
Raha mety dia avereno eto indray
Hasambatra antsika roa
Mandrakizay
Hiaraka hitempo ny fo
Enga anie tsy ho faty intsony
Hiverina indray
lay fitiavana nisy taloha
Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra cfebhou
ka nefa atao ahoana moa
Ny antsika roa tantara sisa

tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chantal
Hits : 32047
Likes : 4 Like
Created by : miahyuna
Date : 23/02/2018 13:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1907