Ho avy (Chantal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nafaranareo izaho, hiverina an-tanàna
Ho avy tokoa any e, hiomana aho dia andeha
Hifoha maraina be e, andeha tongotra ela be e
Miampita lakana, fa izaho tononkira.serasera.org tsy kivy fa tsy maitsy tonga any
Fiv: Sedraiko ny olana fànala sy ny hatsiaka eee
Satria izaho malahelo ny tany misy antsika e
Mba manakory izay ry ikaky sy ry neny ao eee
Ry zoky sy ry zandry, dadabe sy nenibe
Mba ho lasa lavitra amin'ny fianarana
Avy dia nilaozana avokoa ireo namana fxwtuash an
Zato kilometatra miala any aminay
Ny tanàn-dehibe misy ny sekolinay
Oia e! iee ho avy vao maraina
Raha resaka fodiana izaho mazoto tsy malaina
Malahelo, mafy ny mahazo
Homany ao ny katsaka vomanga sy mangahazo ôô
2- Na fihafiana foana re ny tanjonay tsy miova
Tsy manana antenaina, fianarana no lova
Tsy xzuerz adino ny tanàna nitaiza naha-lehibe
Rahampitso chubdscq dia hody any
F'efa tsy hitako elabe
Fiv: ×2

--------
Rohy: