INDRISY (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nampoiziko hoe fitia avy aminao
No antony ireny fihetsika ireny
Tsy nisalasala namaly fitia
Indrisy ianao tsy niteny;
Nandeha teny ny fotoana
Tsy tsapako mihitsy hatrizay
Nefa moa atao ahoana
Tsy afaka hiverenana indray..
Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka nefa atao ahoana moa
ny antsika roa tantara sisa
Ref:
Ankehitriny ehhh!
Tsy ao aminao tononkira.serasera.org intsony ilay fitia izay nafana
Fahiny ehhh!
Raha mety avereno eto indray
Hasambatra antsika roa
Mandrakizay
Hiaraka hitepo ny fo...
Enga anie fhbqtp tsy ho faty intsony,
Hiverina indray...
'lay fitiavanao nisy taloha..
Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka kzpn nefa atao ahoana moa
Ny sjbnmmnh antsika roa tantara sisa...
A/C : Chamir
nampindraminy an'i Chantal
No antony ireny fihetsika ireny
Tsy nisalasala namaly fitia
Indrisy ianao tsy niteny;
Nandeha teny ny fotoana
Tsy tsapako mihitsy hatrizay
Nefa moa atao ahoana
Tsy afaka hiverenana indray..
Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka nefa atao ahoana moa
ny antsika roa tantara sisa
Ref:
Ankehitriny ehhh!
Tsy ao aminao tononkira.serasera.org intsony ilay fitia izay nafana
Fahiny ehhh!
Raha mety avereno eto indray
Hasambatra antsika roa
Mandrakizay
Hiaraka hitepo ny fo...
Enga anie fhbqtp tsy ho faty intsony,
Hiverina indray...
'lay fitiavanao nisy taloha..
Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka kzpn nefa atao ahoana moa
Ny sjbnmmnh antsika roa tantara sisa...
A/C : Chamir
nampindraminy an'i Chantal
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ChamirHits : 1908
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english29
Date : 18/02/2019 10:57
