Soratr'ady (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratr’ady nifamaho efa firy
No nitranga teny an-dàla-nodiaviko
Tao ny orana nitraho,
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy scuep nodiaviko

Ary nisy fijaliana tononkira.serasera.org tsy nampoiziko tokoa
Nizahana jlwre toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy bunlx ho soa
Hampiorina fanahy

Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika amin’ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro ny finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 5509
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 20:06
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147