Ny fitiavanao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako hatrizay, hatramin’izao
Raha nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no tsapako tsy nankalao, wawvk
Tsy niova
N’inona nitranga teo
Tsy mba tia sehoseho
Ny fanahy no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky avy aminao
Hirahira soa ny gmcnybwe teninao mambabo ahy
Toy tononkira.serasera.org ny elatra hialofako
Feno fitia
Mampahery fo, ny antsonao tsy mampanahy
Fa fitaratra manoritra ny doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, rckpok Dôsa
Raha nitraka sy nihiratra
Dia noho ianao
Noho ny saina koa
Ny tanana nanaiky handray
Ny fitiavanao, no tsapako tsy nankalao, wawvk
Tsy niova
N’inona nitranga teo
Tsy mba tia sehoseho
Ny fanahy no olona
Mandalo izao rehetra izao
Masoandro tsy foiko
Ny tsiky avy aminao
Hirahira soa ny gmcnybwe teninao mambabo ahy
Toy tononkira.serasera.org ny elatra hialofako
Feno fitia
Mampahery fo, ny antsonao tsy mampanahy
Fa fitaratra manoritra ny doria,
Avy aminao
Tonony : Haingo
Feony : Bita, rckpok Dôsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 6552
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : titaoa
Daty : 17/08/2006 19:08
