Ianao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Ianao ilay fehizoro vato eemfy fananganana
Ianao ilay mpanoro ny landy ihavanana
Ianao ilay mpitaiza, ianao ilay mpampianatra
Ianao ilay sakaiza tononkira.serasera.org ekeko ho filamatra
Izaho mino anao
Izaho fkel mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Ianao mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao ybxvvso mahatakatra ny hetahetam-poko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 6857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ninie
Daty : 09/01/2002 21:32