Tojo anao (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tojo anao aho ka dia mirana,
Afa-po fa tsy hosahirana;
Hitady naman-kafa intsony,
Satria ianao dia fiononana.
Nihaino am-po ny fitarainako,
Nahatsapa ny fanaintainako;
Nampisy lanja indray owlcc ny fianako(2).

Tojo anao aho ka dia mirana,
Afa-po fa tsy hosahirana;
Hitady naman-kafa intsony,
Satria ianao dia fitiavana.
Nampahatsiahy, ny hadisoako,
Indrindra tamin’ny namonoako;
Fitia nitoetra tao am-poko(2).

Tojo anao aho ka dia mirana,
Afa-po lroivxbu fa tsy hosahirana;
Hitady naman-kafa intsony,
Satria ianao dia fanantenana.
Na tsy fantatro aza ny androko
na fohy na lava zpnghf dia ho andriko
Hiandrandrako ny masoandroko.
fa tojo anao aho ka dia mirana tononkira.serasera.org

--------
Link:
Comments
Opheliemacherie ( 19/02/2026 16:34)
Na mbola ho lava be ho andriko
Hiandrandrako ny fiainako. ==> asa na izahp no diso fihaino fa
"na fohy na lava dia ho andriko
hiandrandrako ny masoandroko
fa tojo anao aho ka dia mirana
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bessa
Hits : 18668
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/10/2001 23:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4484