Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara jehovah (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora azy pywkinnx !misaora azy
Noho ny fitahiany antsika mianakavy
Andro tsara toy izao fahasalamana vaovao
Dia mbola fitiavany ahy sy ianao
Andriamanitro!andriamanitro ianao
Isaorako anao izao rehetra izao
Tompo hitokiako sady hifaliako tononkira.serasera.org
Ny fahasoavanao no efa hiriako
(Instrument)
Fa aoka hifaly isika rehetra izao
F'indreo ny zava-boahary nomeny ahy sy ianao
Ampy hiainantsika hivelomantsika
Fa ny fitiavany dia tsy pvqqcycn mety ritra
Ianao no heriko!vatolampiko
Ianao no tiako hitantana ny tanako
Ho hery hifikirako sy andry uxcvn iankinako
Ho fanahy hiaro n'aiza n'aiza halehako
(Instrument)
Andriamanitro!Andriamanitro ianao
Isaorako anao izao...................
Ianao no heriko vatolampiko
Ianao no tiako hitantana ny tanako..................

--------
Rohy: