Ankafiziko (Bapasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     kspnth          rhxav           ANKAFIZIKO

NA NOPOTEHINA dciybma AZA NY FIANAKO
TSY NOHENOINA NY TARAINAKO
TSY NATAOKO HAMPIOVA FO
FA NITIAVAKO ANAO KOKOA

NY ERITRERITRO TSY METY MITONY
FA TOA MIBANJINA NY HO AVY MANONTOLO
ILAY FOTOANA NIARAHAKO TAMINAO
BE MPAKAHALA ANEFA IANAO TSY NANDAO

ANKAFIZIKO HAMAMIANAO IHANY KOA
MBA HO TODY SOA
NY FIARAHANA ,;SY IREO TANJONA
MANDRAKIZAY
KA HOHALAVIRINTSIKA IREO MPISOPATRA
KA HO LAMBAN’AKOHO ,KA FATY NO HISARAHANA

KA N’INONA HIDONA, TSY NATAOKO NAMPIOVA FO
IANAO FOANA NO ATO AN-DOHA tononkira.serasera.org  OUY E!E!E

ANKAFIZIKO;  HAMAMIANAO IHANY KOA..........

RAHA HO AVY ILAY ANDRO LEHIBE
HAMPIHAONANTSIKA HAVANA MARO BE
FIFALIANA SY HARAVOANA TOKOA
SATRIA NANDRESY ISIKA ROA

ANKAFIZIKO ; HAMAMIANAO IHANY KOA.......

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bapasy
Hits : 3628
Likes : 0 Like
Created by : nivo voahangy
Date : 14/06/2003 13:12
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116