Ankafiziko (Bapasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                        ANKAFIZIKO

NA NOPOTEHINA AZA NY FIANAKO
TSY NOHENOINA NY TARAINAKO
TSY NATAOKO HAMPIOVA thbwsr FO
FA NITIAVAKO sthnq ANAO KOKOA

NY ERITRERITRO TSY METY MITONY
FA TOA MIBANJINA NY HO AVY MANONTOLO
ILAY FOTOANA NIARAHAKO TAMINAO
BE MPAKAHALA ANEFA IANAO TSY NANDAO

ANKAFIZIKO HAMAMIANAO IHANY KOA
MBA HO xqnaahy TODY SOA
NY FIARAHANA ,;SY IREO TANJONA
MANDRAKIZAY
KA HOHALAVIRINTSIKA IREO MPISOPATRA
KA HO LAMBAN’AKOHO ,KA FATY NO HISARAHANA

KA N’INONA HIDONA, TSY NATAOKO NAMPIOVA FO
IANAO FOANA NO ATO AN-DOHA  OUY E!E!E

ANKAFIZIKO;  HAMAMIANAO IHANY KOA..........

RAHA HO AVY ILAY tononkira.serasera.org ANDRO LEHIBE
HAMPIHAONANTSIKA HAVANA MARO BE
FIFALIANA SY HARAVOANA TOKOA
SATRIA NANDRESY ISIKA ROA

ANKAFIZIKO ; HAMAMIANAO IHANY KOA.......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bapasy
Visites : 3793
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nivo voahangy
Date : 14/06/2003 13:12
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0156