Nofy ratsy (Art'Rindra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra ho ahy ary ho anao ihany koa
Ny hiaraka ho mandrakizay
Tsy mety mifoha, tsy takatry ny saina
Ilay fitia ho doria
jsxf   Ireo nofy mamy toa tsy eto an-tany
   Izaho sy ianao mifangaro
   Tontolo vao sy hafahafa
   Miraikitra tononkira.serasera.org an-doha tsy ho voafafa
   Fa rehefa hifoha dia mety ho rava
   Tsy hitohy intsony, voafetra ny hadalana

Ref: Tsy ho ahy ianao, izaho tsy ho anao
        Na dia maro aza ireo ditra natao
        Fa lalana tsy maintsy ho rava
    xocgq     Ireo adalana, ireo vita sy natao,
      lspnr   Hipetraka ho tantara, mampanembona anao
        Toa nofy sisa, ilay nofintsika

Dia samy hiondrika isika, tsy hitraka intsony
Fa hifandao, tsy ho kilalao,
Tsapanao tsara fa tsisy azo atao
Ny hoe izaho sy ianao ho vanona
   Ireo nofy mamy.........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Art'Rindra
Visites : 4961
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rainimala
Date : 21/06/2006 22:23
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5005