‘TY TANINAY AMBOARO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tahionao lehe Ndragnahary e!‘Toy tanindrazanay ‘toy e !
Tsy harofy tsy harary e !
Fa tanindraza tsy foy
Choeur : Tahionao lehe Ndragnahary e ! …
Omeo Mpitondra Firenena
Tsy ho mpanangon-karena
Fa mba olom-baovao
Mino sady mahatoky Anao
Choeur : Omeo Mpitondra Firenena …
‘Ty taninay amboaro (Amboaro)
Mba hitovy amin’ny maro (Amin’ny maro)
F’efa ela nijaliana (re-e-esy)
Mba efa ela nijaliana
Ireo mpanjakazaka (Mpanjakazaka)
Aza avelanao hahazo lapa (Hahazo lapa)
Mba hiadana amin’izay e !
‘Ty Firenena maminay
Tahio ô ! ô ! ô ! ‘toy taninay ‘toy e !
Tahio ô ! ô ! ô ! ty Tanindrazanay e !
Tahio koa ireo niangarana
Mahantra nodiana tsy hita
Natao tohatra fiakarana
Asandrato izy ireo ho tafita
Choeur : Tahio koa ireo niangarana …
‘Ty taninay amboaro …
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
Nampiditra: Emmanuel R.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 348
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:07