Tsinontsinona (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsinontsinona aho eo anatrehanao
Fa kely sy bitika toy ny singam-bolo keky
Nefa ny fitiavanao tsy namela ahy
Tsy hatratr’izao andro anio izao
Ref: Ny ahy ny mba teny dia ny misaotra Anao
Fa maro ireo zava-tsoa izay nomenao ahy
Toa tsy takatry ny saiko ny halebeazanao
Ny fianako manontolo itiavako Anao
2 - Nalefanao aho ho eny rehetra eny
Mba ho mpisolo vava ireo izay tsy afa-miteny
Fa mba iza moa ity izaho izay hitokisanao
Na tsinotsinona aza aho Ianao tsy nadao
3 - hpzzjon Ray ô feno ny hgrz fo, feno tononkira.serasera.org dia feno
Vahotra ny lelako mangovitra ny tanako
Dibo-kafaliana loatra ity mpanomponao
Fa lehibe tokoa ny Fitiavanao.
Tonony prudi sy feony : Nirina Ranoelison (Ni)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 1901
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomak
Daty : 22/10/2015 18:28