TIAKO NY MIHIRA HO ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tanako ny vavako fa te-hihira
Tsy mety koa ny saiko fa te-hidera
Ny tanako tononkira.serasera.org sy tongotro aza mibitaka
Ny foko mangitakitaka
Sambatsambatra ery zany foko
Raha ny hira ho Anao no kaloiko
Nanafaka ahy Ianao ka tsy foiko
Milentika ao am-poko

Ô ! ô ! ô ! gpldcsv ô ! chsvzcl ô ! ô ! ô ! ô !
Hihira aho raha mbola misy feo
Ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô !
Raha tsy afa-po aho tsy mba hiala eo.

Tiako ny mihira ho Anao
Ry A/tra Ray tsy toha
Mahasambatra ny mihira ho Anao
Ka tiako ny mihira ho Anao
Tiako ho kaloina isan’andro
Ny haben’ny famindram-ponao
Na maraina na mody masoandro
Satriko hihira ho Anao
Sambatsambatra ery zany saiko
Raha ny hira ho Anao no hiraiko
Tia lppzqigh ahy Ianao ka lalaiko
Milentika anatin’ny aiko

Ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô !
Hihira aho raha mbola misy feo
Ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô ! ô !
Raha tsy afa-po aho tsy mba hiala eo.

A/C: RANOELISON Nirina (Ni)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 947
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 10/01/2023 13:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395