Tia anao Izy (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao io tiany tafahoatra
Fitiavany jiaby natrekiny aminao ô!
Tsy ahoanao anefa f'ianao mbola variagna an!
Nefa Izy letry ela potika aminao ô!
    Nafoiny ny ainy ho fitiavany anao ô!
    Nietry tena Izy ho fitiavany anao ô!
    Tiany, tiany ankitiny bôka anao ô! ô!
    Anao anefa karaha tsy mahefa a!
  
            Tia anao Izy eee! Tia anao Izy ee
            Tiany marigny ankitiny ianao
            F'aza omena lamosigny Izy
            Tia anao Izy ee! Tia anao Izy e!
            Tiany marigny ankitiny ianao
            F'aza filafilaigny

Anao io tian'i Zanahary e!
Eka! Ndre ta toetrinao io
Tegna tsy manjary e!
Izy miasa loha fa te -hamonjy anao ô!
Koa mandiniha soa, mba mandiniha avao ô!
    Nafoiny ny ainy ho fitiavany anao ô!
    Nietry tena Izy ho fitiavany anao ô!
    Tiany, tiany ankitiny bôka anao ô! ô!
    Anao anefa karaha nandeha nilefa a!
  
                      A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
  
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 03/02/2026 12:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0888