TE-HAHITA NY TOMPO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hitady wmqgac ny Tompo
Fa izy no aina sxwdv sy vonjy ho antsika
Tsy hijanona isika poroevy raha tsy mahita
Na inon-kidona na inon-kihatra

Andeha ary isika hanatona ireo mahantra
Ireo marary sy ory ary mijaly
Andeha koa isika hanatona ny Hôtely
Hanokatra ny Fo sy Fanahy
(Te-hahita ny Tompo ‘zahay) bis
Te-hahita tononkira.serasera.org ny Tompo mafy dia mafy re izahay e !

Andeha isika hitady ny Tompo
Fa izy no lalana sy fahamarinana
Tsy hijanona isika raha tsy mahita
Na inon-kidona na inon-kihatra

Andeha ary isika hanatona ireo mahantra
Ireo marary sy ory ary mijaly
Andeha koa isika hanatona ny Hôtely
Hanokatra ny Fo sy Fanahy

(Te-hahita ny Tompo ‘zahay) bis
Te-hahita ny Tompo mafy dia mafy re izahay e !


A/C: RANOELISON Nirina (Ni)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 997
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 10/01/2023 13:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314