TARIHO AHO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô ! ô ! midina
Mitenena f’aza mangina
Fanahy Masina ô ! ô ! ô ! ô ! vonjeo !
Izao vavakay izao raha sitrakao ekeo
Inty aho, kolqycaq inty aho Fanahy
Manaiky aho, manaiky aho tononkira.serasera.org Fanahy
Tanteraho izay qlivcohd sitrakao
Fa ny amiko rehetra anao tsisy fetra
Fanahy ô ! Fanahy Masina ô ! ô !
Tapi-java-nirina aho raha toa svwxiebz Ianao tsy mandao
Fanahy Masina ô ! ô ! midina
Mitenena f’aza mangina
Fanahy Masina ô ! ô ! ô ! ô ! vonjeo !
Izao vavakay izao raha sitrakao ekeo
Sitrakao sitrakao Fanahy
Ny hanavao, hanavao Fanahy
Koa ampio io heriko io
Mba hiezaka mafy hijaly sy hiafy
Ka hitady Anao hatraiza2 anie aho
Fa tsy ahy ny safidy f’ianao no mandidy
Koa tariho aho Fanahy, (tariho aho Fanahy) Bis
Aza avela hirery fa omeo ‘lay Fanahy Masina Mahery
N’iza n’iza (mi)tady hisarika ny foko
Ianao ihany, Ianao fa tsy Fanahy maloto
Fanahy Madio no iriko sy hifaliako
Fanahy ô ! ô !Tariho aho, tariho
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
Mitenena f’aza mangina
Fanahy Masina ô ! ô ! ô ! ô ! vonjeo !
Izao vavakay izao raha sitrakao ekeo
Inty aho, kolqycaq inty aho Fanahy
Manaiky aho, manaiky aho tononkira.serasera.org Fanahy
Tanteraho izay qlivcohd sitrakao
Fa ny amiko rehetra anao tsisy fetra
Fanahy ô ! Fanahy Masina ô ! ô !
Tapi-java-nirina aho raha toa svwxiebz Ianao tsy mandao
Fanahy Masina ô ! ô ! midina
Mitenena f’aza mangina
Fanahy Masina ô ! ô ! ô ! ô ! vonjeo !
Izao vavakay izao raha sitrakao ekeo
Sitrakao sitrakao Fanahy
Ny hanavao, hanavao Fanahy
Koa ampio io heriko io
Mba hiezaka mafy hijaly sy hiafy
Ka hitady Anao hatraiza2 anie aho
Fa tsy ahy ny safidy f’ianao no mandidy
Koa tariho aho Fanahy, (tariho aho Fanahy) Bis
Aza avela hirery fa omeo ‘lay Fanahy Masina Mahery
N’iza n’iza (mi)tady hisarika ny foko
Ianao ihany, Ianao fa tsy Fanahy maloto
Fanahy Madio no iriko sy hifaliako
Fanahy ô ! ô !Tariho aho, tariho
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 893
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 10/01/2023 14:04
