MITSANGANA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Mba fantatrao) x 2 va re?
Fa tena tia anao tokoa
ilay Tompo Jesoa
(mba tadidinao) x 2 ihany koa ve?
Fa maty ho anao izy
ilay tena fitia
Nahoana moa ianao
no variana qkni sy sondriana
fa maty ho anao izy
tamin’ny hazofijaliana
koa (mitsangana) x 2 fa aza matory
torio ny evanjely
iantrao ireo mahantra sy ory
tsy ho very tononkira.serasera.org valisoa ianao
amin’ny soa izay atao
ny Tompo tia anao
(tsy handao) x 2
Ampio I Kristy
hanitatra qpgsffjb ny fanjakany eto an-tany
Fa tsy mba iala maina ianao
raha manao izany
ndeha (ahelezo) ynmghp x 2
ny vaovao mahafaly
taomy mba hifankatia
ireo ory sy mijaly
nahoana….
koa (mitsangana)………
A/C: RANOELISON Nirina
Fa tena tia anao tokoa
ilay Tompo Jesoa
(mba tadidinao) x 2 ihany koa ve?
Fa maty ho anao izy
ilay tena fitia
Nahoana moa ianao
no variana qkni sy sondriana
fa maty ho anao izy
tamin’ny hazofijaliana
koa (mitsangana) x 2 fa aza matory
torio ny evanjely
iantrao ireo mahantra sy ory
tsy ho very tononkira.serasera.org valisoa ianao
amin’ny soa izay atao
ny Tompo tia anao
(tsy handao) x 2
Ampio I Kristy
hanitatra qpgsffjb ny fanjakany eto an-tany
Fa tsy mba iala maina ianao
raha manao izany
ndeha (ahelezo) ynmghp x 2
ny vaovao mahafaly
taomy mba hifankatia
ireo ory sy mijaly
nahoana….
koa (mitsangana)………
A/C: RANOELISON Nirina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 755
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 20/01/2023 09:35
