MISAOTRA INDRINDRA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fo feno haravoana, no indro entinay etoanaFa tsara Ianao ô ! ô ! ô ! (ka tsy haritro e ! e ! e !)
Ny tsy hisaotra Anao
Ireo voary manontolo voakolokolonao daholo
Fa lehibe ny Fitiavana ô ! ô ! ô !
(ka tsy tantiko e ! e ! e !) ny tsy hisaotra Anao
Choeur : Misaotra e ! (bis), misaotra !
Misaotra indrindra ry Ray
Choeur :Misaotra e ! (bis), misaotra !
Misaotra Anao izahay
Choeur :Misaotra e ! (bis), misaotra !
Misaotra Anao koa ry Jesoa
Choeur :Misaotra e ! (bis), misaotra !
Misaotra Anao Fanahy koa
Choeur :Misaotra e ! (bis), misaotra !
Tsy hainay ny hangina tsy haneho fifaliana
Fa mahery Anao ô ! ô ! ô ! (ka tsy lefitro e ! e ! e !)
Ny tsy hisaotra Anao
Tanteraka ny andro anion oho io Fitiavanao io
Fa lehibe ny Fahasoavanao ô ! ô ! ô !
(ka sarotra e ! e ! e !) Ny tsy hisaotra Anao
Choeur : Misaotra e ! (bis), misaotra !
Misaotra indrindra ry Ray
Choeur :Misaotra e ! (bis), misaotra !
Misaotra Anao izahay
Choeur :Misaotra e ! (bis), misaotra !
Misaotra Anao koa ry Jesoa
Choeur :Misaotra e ! (bis), misaotra !
Misaotra Anao Fanahy koa
Choeur :Misaotra e ! (bis), misaotra !
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 08:56