Mahasambatra (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro y kely tsirambin’ny tanana ehAtolotra ho Anao ry Tompo
Ho mariky ny fitiavana
Raiso re fa sitrakay eh
Omenay Anao ny soa sy ny tsara
(Fa hoy izy eh)
Mahasambatra eh
Mahasambatra kokoa eh
Ny manome noho ny mandray
(Raiso re)
Raiso re
Ity tolotray ry Tompo oh
Fa sorona ho Anao
Tsofy rano Ray o! ireto vokatry ny tany
Fa ao Aminao ihany ilay Fanahy manamasina
Fa lehibe ny Voninahitrao eh
Ka tinay ny midera Anao
A/C : HARITSARATIARAY Eriky dit Poon
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 17/03/2026 15:07
