FIADANANA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny odpw anaran’ny Ray sy ny Zanaka
Sy ny Fanahy Masina (2 fois)
Homba antsika mianakavy
Ny fiadanan’ny Tompo (2 fois)
Réf (2 fois) : Fiadanana iarahana
Amin’i Jesoa Kristy Tompontsika
Velona mandrakizay e !

Hanjaka amintsika mandrakariva
ny fiadanan’ny Tompo (2 fois)
Nanavotra antsika mandrakizay
Ny fitiavan’ny Tompo (2 fois)
Réf (2 fois) : Fitiavana iarahana
Amin’i Jesoa Kristy Tompontsika
Velona mandrakizay e !

Anao koa tsy mahay, oie udbb !
Jesoa Fitiavana e ! oie !
Anao koa tsy mahalala
Fahafatesana ravany e ! e ! oie !
Anao koa tsy mahay ! oie !
Jesoa Mpamonjy, zhjyij oie !
Tsisy androny ambelany anao
Savike ondriny e !
Réf : Fiadanana iarahana
Amin’i Jesoa Kristy Tompontsika
Velona mandrakizay e ! tononkira.serasera.org
Fitiavana iarahana
Amin’i Jesoa Kristy Tompontsika
Velona mandrakizay e !
Anao koa tsy mahay, …
Savike zandriny e !

A/C: RANDRIANARISON Faly H. Francky (LyfaSoul)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 907
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 10/01/2023 13:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424