Efa ela no mba nihirako (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no mba nihirako ny antsam-piderena
Tsy ho lefitro intsony fa fwrdrnoc efa tena tamana
Sambatsambatraa ery ‘zany fo
Rehefa tojo ny hira kanto sy soa
Mbola hafa ihany izany hira izany
Efa ela no mba nihirako ny hiram-pamonjena
Efa ela no nidradradradrako ilay tena harena
Sambatsambatra ery zany fo
Rehefa tonga tokoa ao am-po i Jesoa
Mbola hafa ihany izany hira izany
Ref :
Fanahy Masina ô! Avia midina tononkira.serasera.org Ianao
Fanahy iaej Masina ô! Avia midina Ianao
Midina Ianao ry Fanahy Masina Ô!
Midina Ianao, midina Ianao, Midina
Efa ela no mba mbmvix nihirako ny hiram-pinoana
Mikoriana anatin’ny ràko
Ka tsy haiko vonoina
Zary fiainako ny finoako
Tsy sarisary fa tena am-poko
Mbola hafa ihany izany hira izany
Efa ela no mba nihirako ny hiram-pamelàna
Mihamaivana ny vesatry ny fahotana
Vao maraina aho dia te hankalaza
Hivazavaza toy n zaza
Mbola hafa ihany izany hira izany
Ref x2:
Simbam-pisarahana ireo ondry
Ka mihahaka daholo
Mitsitokotoko eny (mampahonena fa)
Toa ondry very Reny
Tsy avelan’Izy Ray, hisy vala maro intsony
(Any ho any) fa ny tany
Dia mba ho iray ihany
A/C : Ni RANOELISON
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
Tsy ho lefitro intsony fa fwrdrnoc efa tena tamana
Sambatsambatraa ery ‘zany fo
Rehefa tojo ny hira kanto sy soa
Mbola hafa ihany izany hira izany
Efa ela no mba nihirako ny hiram-pamonjena
Efa ela no nidradradradrako ilay tena harena
Sambatsambatra ery zany fo
Rehefa tonga tokoa ao am-po i Jesoa
Mbola hafa ihany izany hira izany
Ref :
Fanahy Masina ô! Avia midina tononkira.serasera.org Ianao
Fanahy iaej Masina ô! Avia midina Ianao
Midina Ianao ry Fanahy Masina Ô!
Midina Ianao, midina Ianao, Midina
Efa ela no mba mbmvix nihirako ny hiram-pinoana
Mikoriana anatin’ny ràko
Ka tsy haiko vonoina
Zary fiainako ny finoako
Tsy sarisary fa tena am-poko
Mbola hafa ihany izany hira izany
Efa ela no mba nihirako ny hiram-pamelàna
Mihamaivana ny vesatry ny fahotana
Vao maraina aho dia te hankalaza
Hivazavaza toy n zaza
Mbola hafa ihany izany hira izany
Ref x2:
Simbam-pisarahana ireo ondry
Ka mihahaka daholo
Mitsitokotoko eny (mampahonena fa)
Toa ondry very Reny
Tsy avelan’Izy Ray, hisy vala maro intsony
(Any ho any) fa ny tany
Dia mba ho iray ihany
A/C : Ni RANOELISON
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 305
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 17/03/2026 15:05
