Isaoranay (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Isaoranay ny Anaranao Ray Tsitoha
Fa mbola nomenao jzuenzip izao andro iray izao izahay
Tsy noho ny fahamendrehanay, tsy noho ny fahatsaranay koa
Fa noho ny fahasoavanao sy lraxx ny famindram-ponao
Ny androany anio atolotray anjakanao
ka ny fifaliana avy aminao no entinay tononkira.serasera.org manompo Anao
Mampianara anay hivavaka sy hankatoa ny teninao
Hanaiky ho irakao, hamita ny asanao
2- Isaoranay ny fitiavanao Ray Tsitoha
Fa isan'andro izao dia Miahy ny fiainanay Ianao
Tsy noho ny ezaka ataonay, Tsy noho ny asa izay vitanay
Satria zanakao izahay dia toloranao ny soa
Ny fiainanay tontolo no atolotray Anao
Ka ny ampitso sy ny hoavinay dia tsy ha rpwg anànana ahiahy
Mapianara anay hatoky Anao, hino izay mambaranao
Ary hankasitraka izay fitantananao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 1331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : APAL
Date : 30/12/2020 19:41