Ampahafantaro (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sucaziwy Vaky ny loha,lasany eritreritro
sahirana ny saiko,ny amin’ilay fitiavanao
tsy sahiko mantsy tononkira.serasera.org ny mamboraka ny ahy,satria
tsy fantatro mazava ’zay zcempps tena ao am-ponao
ref: ampahafantaro ahy ’zay tena ventson’ny fsnanmkl fonao
Hahafahako mitia anao
tsory amiko ’zay tena fanirianao
aza kobonina ho anao samy irery, zarao amiko
Raha mba fantatrao,fa ’ty zao tsy miteny
mifitsika mangina, miandrandra ny fitiavanao
miandry foana aho mantsy ny amboranao izany
satria tiako tsapanao
f’izaho koa tia anao
ref:Ampahafantaro ahy ’zay tena ventson’ny fonao

ref:ampahafantaro ahy.......

--------
Lien: