Ampahafantaro (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vaky ny loha,lasany eritreritro
sahirana ny saiko,ny amin’ilay fitiavanao
tsy sahiko mantsy ny mamboraka ny ahy,satria
tsy fantatro mazava ’zay tena ao am-ponao
ref: ampahafantaro ahy ’zay tena ventson’ny fonao
Hahafahako mitia anao
tsory amiko ’zay tena fanirianao
aza kobonina ho anao samy irery, rzbfoa zarao amiko
Raha mba fantatrao,fa ’ty zao jzuqqm tsy miteny
mifitsika mangina, miandrandra qqmvobnb ny fitiavanao
miandry tononkira.serasera.org foana aho mantsy ny amboranao izany
satria tiako tsapanao
f’izaho koa tia anao
ref:Ampahafantaro ahy ’zay tena ventson’ny fonao
Hahafahako mitia anao
tsory amiko ’zay tena fanirianao
aza kobonina ho anao samy irery, zarao amiko
ref:ampahafantaro ahy.......

--------
Link: