Ampahafantaro (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vaky ny loha,lasany eritreritro
sahirana ny saiko,ny amin’ilay fitiavanao
tsy sahiko mantsy ny mamboraka ny ahy,satria
tsy fantatro mazava ’zay tena ao am-ponao
ref: ampahafantaro obvo ahy ’zay tena ventson’ny fonao
Hahafahako mitia anao
tsory amiko ’zay tena fanirianao
aza kobonina ho anao samy irery, zarao amiko
Raha rddna mba fantatrao,fa ’ty zao tsy miteny
mifitsika mangina, miandrandra ny fitiavanao
miandry foana aho mantsy tdha ny amboranao izany
satria tiako tsapanao
f’izaho koa tia anao
ref:Ampahafantaro ahy ’zay tena ventson’ny fonao
Hahafahako mitia anao
tsory amiko ’zay tena tononkira.serasera.org fanirianao

ref:ampahafantaro ahy.......

--------
Lien: