Madagasikara soa (Antson'ny famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba mamiko sy tiako ry ilay mpahary, ity nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara no hanompo anao re ry Ray
Fa tena ankalaiko sy mahamenatra ahy indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao hira izao mba hifonanay aminao
tononkira.serasera.org Refrain:mba mangataka aho Jesoa,Ianao hamela anay
Mba henoy re ny talaho,mamindrà fo ny nosinay,
cmhxyajv jjxsf Ka ny vavaka ao am-po,ny ventsoventsonay,
cqbuk Ho sambatra tokoa ilay madagasikara soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antson'ny famonjenaVangy : 894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Paraniaina
Daty : 05/03/2021 17:42