Rongatry (Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rongatry ny olo Mana Anao Jesosy mahery
Feno haravoa
Miteratera gne olo la mana Anao
1. Gne raha raty nagninao
Da navelan'i Jesosy tsy hoao e
Gne fahotanao aby
Nosasany tsy nisy dra raiky e
2.Ino e raha mampavavy
Mampavavy anao sa nama
Gne raha manahira anao
Da omeny la mino Azy ianao e
3. D'am'i Jesosy rô aba
D'am'i Jesosy avao rô endree
Gne misy gne hasambara
Sady tsara da vô karakara a
Mba avia, mba avia, ka miekany etsana
Jesosy, fa Jesosy, fa Jesosy hanome zay tadiavinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)Hits : 737
Likes : 1 Like
Created by : Heltiana
Date : 27/01/2022 21:33